Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 10h42
 

Répondre à un commentaire

22 février 2021 à 12:32 | Isandra (#7070)

Nanambara ny tomponandraikitrin’ny filaminana fa 3.000 no isan’ireo mpitandro filaminana naparitaka tamin’iny Asabotsy iny. Ny any Frantsa efa ho 90.000 no naparitaka amin’ny hetsikan’ny Gilets Jaunes.

Tsy nahavita nahasakana vahoaka aman’amanalina na aman’etsiny izany, fa matoa voasakana dia tsy dia betsaka manao ahoana, toa ny mpitandro filaminana aza no maro.

Fahakiviana sy hatezerana no hita teo amin’ny tarehin’ireo vahoaka vitsy sahy tonga teny, nohon’ny nataon’ireto mpitarika azy ireo. Milaza robots hay lanosa daholo. Ny sasany moa nilaza mazava, fa tsy azonareo intsony izahay, aleonay amin izay mifantoka amin’ny raharahanay.

Ry Rossy sy Tinoka no sahy miatrika miaramila, fa tsy ry Fidèle sy Hanitra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS