Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 01h28
 

Répondre à un commentaire

22 février 2021 à 12:20 | rakotobe (#7825)

Tontolo iainana ara-politika

Tsy takona afenina tahaka ny tafika andrefa-tanàna ny zavatra iainan’ny Malagasy amin’izao fotoana izao :
Ny zava-maharary azy, ny ho avin-janany, ny hetahetany, dia ny hisian’ny fivoaram-piainany aminy lafiny rehetra
- Aoka izay ny kolikoly sy ny fandrobana ny Harem-pirenena hoan’ny Vahiny, ataon’ny Mpitondra ankehitriny !
- Aoka izay ny atao hoe Fanjakan’ny Baroa,izay mety ho vokatriny Fanonganam-panjakana hantenain’ ny Mpanohitra ankehitriny !
Misy olona eto aminy ity sehatra ity milaza fa mpiatrika sy mpandinika ny raharam-pirenena, izay toa kely fahatadidy fa mateti-piavy ny Fanongam-panjakana eto aminy firenena hatraminy nahazoana ny Fahaleovan-tena.
Mba fantany ve fa ny mpanao politika mahay eto Madagasikara dia izay mahay manongana fanjakana ihany hatraminy izay. Tsy mahagaga raha toa ka mahantra ny firenena. Tsy misy ny Filaminana.Mbola tsy nisy Fitoniana izany teto.

Tokana ny lalan’ny Fahafana dia ny fifidianana Mangarahara. ZO sy ADIDY ny tsirairay no manaraka izany tsy an-kiato aminy fotoana androny.
Fa tsy roa taona aorina ,rahefa lanin’ny rehetra ny Fifidianana ny Filoha.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS