Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 18h22
 

Répondre à un commentaire

22 février 2021 à 11:23 | Shalom (#2831)

Ho an’ny olona tsy mahay mandinika dia fandresena hono ny tamin’ny sabotsy iny ho an’ny fitondrana.

Miala tsiny fa tsy fahaiza-miady ireny nasehon’ny lazaina fa mpitandro ny filaminana ireny satria fampisehoana ho an’izay manam-pikasana ny hanongana aman-kery io fanjakana io ny fomba fanaony ; ny fitaovam-piadiana sy ny olona toa ireny dia ahitana ny lanjan’ny hery hananan’ilay fanjakana ka ahafahana mihomana ny amin’ny fomba fiadiana aminy.

Mba nanao École de guerre ihany hono ilay SEG baomba !
Tonga ny hafatra arsonist ô !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS