Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Jipo : Bonsoir . « Le respect » : ne s’ ordonne pas , ne se décrète pas , mais se (...)
- lé kopé : Comment se fait il que les centres Pénitenciers d’Imerintsiantosika ne soient (...)
- le corbal : Polué par qui ? Vous dites quand j’écris...parce que vos écrits sont paroles (...)
- le corbal : Tout à fait d’accord avec vous bekily...vous avez dû certainement en abuser (...)
- MALIBUC : Bébébébébébé....Bébébébébébé Bébébébébébé....Bébébébébébé
Misaotra ny Mpitandro ny FILAMINANA nandray andraikitra ka nisoroka hatr@ farany ny mety nisian’ny sakoroka be sy korontana ka nahatonga ny FILAMINANA ho voatandro tsara t@ iny asabotsy teo iny. Alaviro ny mpanakorontana sy ny mpanongampanjakana fa tsy ahasoa ny Firenena mihitsy izany. Midera ny Fitondram-panjakana tarihin’ny Filoha Rajoelina aho nampanjaka hatrany ny Demokrasia ka nanomezany alàlana ireo MPANOHITRA MITETIKA HANONGAMPANJAKANA haneho ny heviny malalaka teny SOAMANDRAKIZAY !
Tsetsatsetsa tsy aritra kely fotsiny ny ahy ity :
Tsara ny manamarika fa efa t@ 2009 fotoana nandosiran’Atoa Marc Ravalomanana tany Afrika atsimo no efa nitabataba tao @ Magro ireo Mpanohitra ireo ary navela nalalaka fa tsy nosakanana, ary mbola nomena alàlana ihany koa hanao tatitra teny Soamandrakizay t@ asabotsy teo. Izany no manaporofo hatrany fa mandala ny demokrasia ny Fitondrana Rajoelina.