Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 09h12
 

Répondre à un commentaire

22 février 2021 à 10:29 | Shalom (#2831)

Mampihomehy ilay hoe « avortée ».

1) Fa tsy ny fitondrana ve no afa-baraka noho ny fampisehoana ireto fitaovam-piadina fientina amin’ny ady izay nokasaina hifanatrika amin’ny vahoaka ?
2) Fa tsy fanaporofona hitan-tany sy hitan-danitra ve fa tsy mahalala izany demokrasia izany ny fitondrana foza ?
3) Fa tsy fampisehoana ny fomba fiadin’ny foza ve ny zava-nitranga tamin’iny sabotsy iny ka ny minisitra 3 (fiarovana, zandary, polisy) no midina an-tsehatra manao ny asana « sergent ». F’angaha tsy misy ny CJSN izay mifeny ny adidin’ny « préfet » amin’ny toe-javatra toa izao ka ny minisitra no mitonantonana tsy mahalala ny ataony toa ireny kanefa be dehaka milaza fa nanao « École de guerre » ?

Ny fitondrana no voa be indrindra, nahitan’ny vahoaka fa fitondrana tsy refesi-mandidy io mitondra ny fireneny io.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS