Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 02h57
 

Répondre à un commentaire

22 février 2021 à 10:48 | Mike Andriantsoa Mic Mec (#10716)

Misaotra ny Mpitandro ny FILAMINANA nandray andraikitra ka nisoroka hatr@ farany ny mety nisian’ny sakoroka be sy korontana ka nahatonga ny FILAMINANA ho voatandro tsara t@ iny asabotsy teo iny. Alaviro ny mpanakorontana sy ny mpanongampanjakana fa tsy ahasoa ny Firenena mihitsy izany. Midera ny Fitondram-panjakana tarihin’ny Filoha Rajoelina aho nampanjaka hatrany ny Demokrasia ka nanomezany alàlana ireo MPANOHITRA MITETIKA HANONGAMPANJAKANA haneho ny heviny malalaka teny SOAMANDRAKIZAY !

Tsetsatsetsa tsy aritra kely fotsiny ny ahy ity :

Tsara ny manamarika fa efa t@ 2009 fotoana nandosiran’Atoa Marc Ravalomanana tany Afrika atsimo no efa nitabataba tao @ Magro ireo Mpanohitra ireo ary navela nalalaka fa tsy nosakanana, ary mbola nomena alàlana ihany koa hanao tatitra teny Soamandrakizay t@ asabotsy teo. Izany no manaporofo hatrany fa mandala ny demokrasia ny Fitondrana Rajoelina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS