Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 18h45
 

Répondre à un commentaire

21 février 2021 à 21:50 | Isandra (#7070)

« FENOARIVO AMPITATAFIKA : TOVOVAVY IRAY TRATRA NITONDRA RONGONY
Nisy andian-jatovo mamon-drongony tao anaty fiara 3 nilahatra izay tratran’ny contrôle de routine teny Fenoarivo Ampitatafika omaly.
Tovovavy ny iray amin’izy ireo izay mitondra ny anarana oe Francesca izay nahatratrarana fonosana rongony maromaro tany aminy nandritra ny fisavana.
Notazomin’ny zandary natao famotorana eny amin’ny Tobin’ny zandary Ankadilalana izy ireo amin’izao. »Serasera mada.

Rehefa tonga tany amin’ny toby zadary vao fantatra hoe hay zanak’i Hanitra ity rakalakely.

Mazava hoazy ny fiarovan-tenan’i Avocat Hanitra voalohany, dia hoe resaka politika io amin’ny maha reny azy, na eo aza ny zava-nisy mety mahavoringitra ny zanany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS