Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 00h58
 

Répondre à un commentaire

21 février 2021 à 18:09 | rakotobe (#7825)

@ Vohitra
Miarahaba Tompoko
Tsy manam-potoana hifandresy lahatra aminao etoana ny tenako
Teny fohy : mba hitanareo taminy fahita lavitra any aminy izay misy anareo any ve ireo fitarainan’ny mpivarotra madinika noho ny orohoro sy ny tahotra naterakiny hetsika « miara-manonja ».
Tadidio Tompoko fa ny vahaoka ihany no Andriamanjaka.
Zo sy adidinareo no maneho hevitra, nefa manajà-tena ny aminy fanaovana teny mahery hoatra ny vary raraka mandavan’andro eto amin’ity sehatra ity.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS