Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 15h24
 

Répondre à un commentaire

20 février 2021 à 17:55 | arsonist (#10169)

# TAHINA

Efa tsy fotoanan’izay miendrika kabary na ambava na antsoratra intsony izao !

Tsy azo avela hitohy intsony izao fahoriana sy fahantràna faran’izay mangidy mandifotra ny vahoaka gasy izao !

Ny ezahina amin’izao fotoana andro izao dia izay hetsika tena izy ho atao hanafongarana tanteraka izao zioga ampitondrain’ny olon-tsy vanona ny vahoaka gasy izao .

Ny fahafahan’ny vahoaka gasy sy ny tanindrazany dia tsy maintsy mandalo amin’ny
a) fandevonana tanteraka ireo lazaina fa hoe « tafika gasy » sy « zandary gasy » , izay samy herim-pamoretana ny vahoaka gasy [mbola porofo iray hafa momba io izay niseho androany tao andrenivohitra sy izay niseho afak’omaly tany Toamasina]
b) sy ny fandringanana ireo mpanao politika mpampahantra sady mpampaory vahoaka no koa mpanome baiko ireo marasily sy zandaka ireo.

Izay , fa tsy kabary intsony , izao no tanjona misy antsika amin’izao fotoana andro izao !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS