Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 08h35
 

Répondre à un commentaire

20 février 2021 à 16:39 | Isandra (#7070)

Raha fehezina izany iny androany iny, dia arakan’ny nolazaiko omaly fa tsy hisy izany tatitra atao eo Ambohijatovo izany noho izy tsy nahazo alalana :

- Tsy hita popoka rahateo ireo depiote tokony hanao izany. Hadino angamba ny nilaza tamin’ny ’ ireo mpomba azy, fa foana ilay izy ?

- Fa kosa fandresena no azon’ireo mpitolona vitsivitsy tonga teny, izay tena hita tokoa ny finiavan’izy ireo sy ny fahasahiany izay tsy nanan’ny mpitarik’azy ireo.

- Tsy nisy nandresy na Ny andaniny na ny ankilany, fa ny fahendren’ny maro an’isa no nandresy.

Tena leo korontana ny Malagasy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS