Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 13h23
 

Répondre à un commentaire

20 février 2021 à 16:38 | TAHINA (#9882)

FAMPITANDREANA AVO !… FANAIRANA AVO ! efa IDIRAN-DOZA iaran’ny FAMOTEHANA MIHAMAHERY VAIKA i Madagasikara sy isika Vahoaka Malagasy zanany koa mila FAHAIZANA MIJERY avo mitambatra (Vision) FANAZAVANA sady FAMPIANARANA no FANABEAZANA tsara kalitao ny maha OLOM-PIRENA, ary MORA AZO ho ANTSIKA REHETRA Vahoaka Malagasy zanak’iMadagasikara na eto Madagasikara na any ivelany manerana izao tontolo izao…TSY AMPY INTSONY NY MITSIKERA MITSIKERA fa ny tena ilaina dia ny MAMOHITRA AMPAZAVA ny TENA OLANA IFOTONY « Problematika » dia FARANANA amin’ny FANOMEZANA ny tena VAHAOLANA MATOTRA tsara KALITAO ary MAHARITRA…

Ny Profesora Johnson Jacky THAÏNA
Profesora Ny HaiMarolafy sy ny Rohivondronan-taranja
Professeur Pluridisciplinaire et interdisciplinaire et Conférencier
Enseignant d’Université
Namorona sady prezidàn’ny Rafitra :
Madagasikara AKADEMIA Sy Oniversiten’ny HARENTSAINA
No maneho ary manentana ity Zara soafahalalàna ho antsika ity.

IZAO no atao dia mba ahafahantsika MAMOHITRA ny TENA OLANA IFOTONY sady AMPAZAVA ho azy ny tena VAHAOLANA TSARA, MATOTRA sy MAHARITRA.
Teboka 4 no entintsika AMPANGARAHARA MAZAVA ny FAMOTEHANA MIHAMAHERY VAIKA ny FIRENENA ary efa iainana izany :
1- Efa 61 Taona izao 1960-2021, TSY NISY ary mbola TSY MISY ny tena HaiFAMPIANARANA tsara KALITAO, TSY MISY ny tena HaiFANABEAZANA TSARA KALITAO MANAZAVA sady MAMPITANDRINA ho ANTSIKA REHETRA ny TENA DIKANY MADIO ary MENDRIKA ny hoe « PÔLITIKA », ny ETIKA (fitondram-piaina, fahaiza-miaina) sy ny DEÔNTOLOJIA (fitsipi-piaina), ny HaiSOATOAVINA, ny PEDAGÔJIA ary indrindra ny FAHAIZANA (Compétences) sy ny FAHALALᾹNA (Connaissances-Savoirs) TSY MAINTSY ANANANAO raha te anao « PÔLITIKA » na te ho FILOHAMPIRENENA, na te ho PRAIMINISTRA, na te ho MINISTRA , na LOHOLONA, na SOLOMBAVAMBAHOAKA…, mba TSY AMPIDI-DOZA lasa MANAO FAMOTEHANA AN-JAMBANY ny FIRENENA dia i Madagasikara sy ny Vahoaka Malagasy Zanak’iMadagasikara sy ireo TARANAKA Malagasy mbola ho avy...
2- Efa 61 taona 1960-2021, Ny FIFIDIANANA FILOHAMPIRENENA dia VOLA MALOTO ! TSY MISY FAMERANA ! TSY MISY hoe VOLA AVY AIZA ? TSY MISY LALᾹNA MANASAZY !...TSY AZO IVALOZANA Hcc !…Fitaovana AMBOLETRA avy any ivelany no mikirakira ilay FIFIDIANANA MALOTO !... Kandidà roa samy TSY MANANA akory ny FAHALALANA sy ny FAHAIZANA takian’ny ANDRAIKTRA no NIJABAJABA nifaninana MIADY ho Filohampirenena : A N Rajoelina TGV Mpanao DOKAMBAROTRA ZAZA-SAINA HETSI-PO VETIVETY-DJ VELIRANO POAKATY TSY NISY FANDALINANA ka tena MAMPIDI-DOZA nifaninana tamin’i M. Ravalomanana-TIM MPITONDRA RONONO TSY TANY AN-TSEKOLY efa NANDRIPAKA NAMPIDI-DOZA ny TOEKARENA sy ny HAREM-PIRENENA sady MAMPIFANGARO ny VOLA MALOTO sy ny FJKM-BAIBOLY-Andriamanitra…
Dia IO MANGARAHARA BE TSY MAHAGAGA ny Vokany tena FAMOTEHANA mampidi-doza !…, 60% ny Malagasy no TSY NIFIDY fifidianana 2018 MAIMBO VOLA MALOTO !…RAOFIN’ilay Filohampirenena lany tamin’ny Fifidianana VOLA MALOTO DAHOLO ny FAHEFANA REHETRA ! TENA MAMPIDI-DOZA AN-JAMBANY ! POTIKA ho azy DAHOLO ny SISA : POTIKA ny FIFAMPITOKISANA ! POTIKA ny SOATOAVINA ! POTIKA ny LALᾹNA sy ny FITSARᾹNA ! POTIKA ny TOEKARENA ! POTIKA ny SOSIALY sy ny FIARAHAMONINA ! POTIKA ny FAMPIANARANA sy ny FANABEAZANA ! MITOHY ny FANDROBANA ireo HARENAn’ny FIRENENA ! MANJAKA ny FIFAMITAHANA sy ny KOLIKOLY !... Filohampirenena, Praiministra, Ministra… TSY MAHAFANTATRA akory ny DIKANY MADIO sy MENDRIKA ny TENY hoe « PÔLITIKA ». TSY MISY ETIKA, TSY MISY DEÔNTÔLÔJIA, TSY MISY PEDAGÔJIA, TSY MISY HaiSOATOAVINA, TSY MISY HaiFIFAMPITONDRANA mahomby (VIDE de BONNE GOUVERNANCE…)…POTIKA ny FIRENENA !!!

3. MAZAVA BE, tena MANGARAHARA fa ingahy isany : A.N. RajoelinaTGV-IRD, Ravalomanana-TIM, Rajaonarimampianina-HVM (Sy ireo Praiminitra Governemantany avy) … dia SAMY TOMPON’’ANDRAIKITRA FENO amin’izao FAMOTEHANA AN-JAMBANY ny FIRENENA (Madagasikara sy ny VAHOAKA MalagasyZANAK’ i Madagasikara ary ireo Taranaka mbola ho avy…) izao, ao anaty FANATONTOLOANA-Faobe-Voafaokan’ny VOLA… feno FAHASAROTANA (MONDIALISATION-Globalisation-Fianciarisée…très problématique) TSY VOAFEHY izao…
4. MAZAVA BE, MANGARAHARA fa Na ny lafiny RAFITRA, na ny LAFINY SAINA, ireo FITONDRANA ny FIRENENA NIFANESY (1960-2021) dia tena LO « POURRI » NAMPIDI-DOZA ny FIRENENA VOAROBA ary VOARIPAKA ao anaty FAMPAHANTRANA…

INONA àry NY tena VAHAOLANA MANGARAHARA tsara KALITAO, tena MATOTRA sy MAHARITRA sady HaiFANARENANA IFOTONY ?
indro ATOLOTRA ho ANTSIKA izany…Tohiny ETSY AMBANY …

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS