Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 11h40
 

Répondre à un commentaire

20 février 2021 à 15:32 | Ra-Jao (#282)

Sao dia ireo manao gagoule ireo ary ilay mercenaires nanendrinkendrehana an’i Ravalomanana tsy ela izay. Tsy mahagaga intsony mantsy raha io Filou io fa raha mbola tsy voafidy akory aza izy dia efa nampiditra fitaovam-piadiana mahery vaika teto. Olona efa tena vonona ny handroba fahefana mihintsy. Rehefa nampiasaina moa ny doublon ahazoana ny fahefana, dia mivonona indray hiaro izany @ fomba rehetra. Isaky ny misy hetsika fitakiana ny rariny, dia efa ireo ny mpiaro azy mampiorohoro @ basy efa tsara fahana vonona hamono ahafaty ny mpitaky. Mihoson-dra ny tanan’ity Filou. Raha tsy marina ireo voalaza ireo ry Isandra sy Bekoto, dia omeo azavao kely, saika hatao inona ireo basy nampidirin’i Andry teto mialoha ny fifidianana ?
Hono aho ry Bekoto sy Isandra, mba nahare ve ianareo fa efa nisy fahatarana ve ny fandoavana ny karama ben’ireo rehetra manodidina ny fitondrana ireo. Ohatra ny karama ben’ Baomba, le bras armé de Rajoelina. Bourses 15000, soit 60000 sur 4 mois, dia mbola tsipotipotehana indray ny fandoavana azy ho an’ny mpianatra tany Toamasina. . I Baomba anefa izao miala avy eo @ fampiorohorohana ny mpanohitra et sy Analakely, dia calypso fa handray ny indemnité pour service bien rendu à son chef. Dia , toa hi nargue ireo mpianatra kely mitaky ilay 45 000, un verre de whisky à la main, un apéro non mérité avant ripaille.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS