Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 17h52
 

Répondre à un commentaire

20 février 2021 à 14:13 | Isandra (#7070)

Ankoatr’izay, dia mizotra tahakan’ny Asabotsy rehetra ny fiainan’ny mponina amin ireo faritra hafa rehetra, ankoatran’Analakely sy Ambohijatovo.

Mivarotra soa aman-tsara ny mpivarotra, miantsena tahakan’ny Asabotsy mahazatra ny mponina, tsy misy fisainan-doha izay tatitra tokony hataon’ny depiote any.

Milaza moa ny sasany, tokony ho vitainy ao amin’ny miara-manonja ao, raha mbola misy tsy voalaza fa tsy ilaozana manelingelina ny fiainan’ny olona.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS