Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h07
 

Répondre à un commentaire

20 février 2021 à 14:07 | Shalom (#2831)

Mambosesika ny mpilelaka sy ny mpisolelaka an’i DJ tsy ampy solaitra.
Tsara ho tsaihivina ireto toe-javatra ireto :

- 2009 : nidina teny amin’ny 13 mai ny tarik’i DJ, tsaroantsika ny kabary maro nataony teny

- ny lalam-panorenana ankehitriny mamela ny solombavam-bahoaka hanao tatitra dia i DJ tsy ampy solaitra no namolavola azy

- nitsaoka tany amin’ny ambasady frantsay i DJ mofori-drambo

- ny volana avrilay 2018, nidina teny amin’ny 13 mai ny depiote 73, tao ny Mapar

- tsy vao izao ireo solombavam-bahoaka ireo no nanao tatitra f’efa hatramin’izay tany amin’ny faritra

- hoy i baomba SEG mpisolelaka nanao école de guerre hoe : any amin’ny faritra naha-lany anareo depiote ianareo no manao tatitra - tsy izany va moa izao ataon’izy ireo izao ?

Farany : F’angaha moa zazakely ireto depiote ireto no tsy maintsy reska Ravalomanana no atao betsaka eto ?
Ny hevitra aroson’ny mpisolelaka an’i DJ sy hevitra maty paika tapaka sy hifanarahan’ireo dia ny fambosehana ny resaka Ravalomanana hamonoana ny trondro ao anaty rano.

Resaka tatitra ataon’ny depiote no resahina, resaka fahalalahana milaza hevitra koa tsy tokony havadika. Ny famadihan-dresaka toa izao dia porofon’ny tsy fahampian-tsolaitra, fahambanian-tsaina ary tahotra ny hiatrika ny zava-misy.

Te-hanao aminy eo, mahatatesa valin-kitsaka.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS