Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 15h32
 

Répondre à un commentaire

20 février 2021 à 13:00 | Isandra (#7070)

Famintinana ny hatreto :

« MPANOHITRA : OLONA TELO VOASAMBOTRA FA TRATRA AMBODIOMBY NIZARA VOLA TENY ANELAKELAN-TRANO
Misy telo no voasambotry ny zandary hatreto
- roa nizara vola ho an’ny Gros bras teo Ambatomena sy Antsahavola, chef d’escadron na commandant retraité amin’ny Gendarmerie antsoina hoe Faniboha ny iray hafa, tratra nizara vola koa ary tao amin’ny telefaoniny dia ny TIM toa an’i député Jerry (Avaradrano) no mifandray aminy tsy ankijanona. Efa nentina any @ Section des recherches ny zandary mba hatao famotorana.
Ny polisy koa dia efa nahasambotra 1 hatreto, lehilahy antsoina hoe Rakotondrasoa Felicien tratra nizara vola teo akaikin’ny Cheminot Antanimena. Efa nentina hatao famotorana ao amin’ny commissariat central Tsaralalana.
Marihana fa tena nanampy ny mpitandro filaminana manoro sy misambotra ireo olona ireo ny mpivarotra izay tsy manaiky ny fanakorontanana. » serasera Mada.

Etsy andaniny izany mampirisika hatrany an’ ireo mpomb’azy hidina an-dalambe ny Antoko TIM amin’ ny alalan’ny fanambarana nataony, kanefa ireo mpitarika tsy misy hita na ny iray aza.

Io ilay efa nambarako teto, ianareo no amporosihan’ireo fa izy lasa misitrika velona any. Ny mety mitranga aza, dia eo ampotitrin’ny TV aloha rizareo mijery ny sorona izay mety hataon’ny olona, rehefa vaky ny barazy izao vao mody midina haingana.

Raha teny Soamandrakizay izao mety nahazo olona mitovy teny Mahamasina t@ propagande ireny, raha mbola ao ireny olona ireny. Maro ihany aloha ny TIM taloha, no tsy dia mahazohazo ny fomba fanaovana politika an’ ireto TIM fanavaozana ireto.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS