Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 16h28
 

Répondre à un commentaire

20 février 2021 à 11:41 | Isandra (#7070)

« KANDIDA BEN’NY TANANA TIM IRAY TRATRA NANAKARAMA GROS BRAS
Maminiaina Ramalanjaona, Kandida Tim ben’ny Anosizato Andrefana sady mpitarika Tim Anosizato no tratra ambodiomby niaraka tamin’ny gros bras izay voalaza fa nomeny vola. Nosakanan’ny mpitandro filaminana ary tsy nanaiky nijanona ka nifanenjehana dia tratra. Efa mandeha ny fanadihadiana fa ahiahiana ho misy fitaovam-piadiana sy cocktail molotov tao anaty fiarany. »

« AMBATOVINAKY : LEHILAHY IRAY MANAO AKANJO MIARA-MANONJA TRATRA NIZARA VOLA
Nisy lehilahy iray voasambotry ny polisy tratra ambodiomby nizara vola ho an’izay olona vonona ho eny Analakely. Efa nentina any amin’ny Kaomisaria atao fanadihadiana »

Tatitra serasera Mada.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS