Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 23h23
 

Répondre à un commentaire

20 février 2021 à 09:22 | arsonist (#10169)

Mbola averimberina ihany ity hafatrafatra ity !

(i) Efa fantatra mazava fa : biby toetra i Bokassa gasy sy ireo rehetra foza milela-b.ody azy ary ireo herim-pamoretana ampiasain-dry zareo andringanam-bahoaka !

(ii) Tsy azo avela intsony ho ringanin’ireo tsy valahara feno haromotana ireo ny vahoaka gasy izay efa difotrin’ny fahoriana sy ny fahantràna faran’izay mangidy !

(iii) Ka tokony hiaro ny ainy amin’izay ny vahoaka gasy , manoloana ny famoretana atao azy .
Ka ny vahoaka gasy dia tsy azo avela ho vonovonoina fotsiny intsony , toy ny efa mahazatra an’ireo mpamoritra efa nivadika ho biby feno haromotana ka efa tsy olona intsony !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS