Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 08h46
 

Répondre à un commentaire

31 janvier 2021 à 14:13 | Shalom (#2831)

O ! Ry foza an’ala (bois de rose) e ! ô !
Aza homana ny varim-bahoaka ianareo ô ! ô !

Averina ny tenin’i arsonist etsy ambony ary hiran-Rossy manao hoe :

Avelao ho avy izay ho avy e !

Efa ela no notorona itony fitondrana itony, saingy entin’ny saina be hebohebo dia tsy mihaino ny lazain’ny hafa.
Raha mba nanaiky marina ny fisian’ny mpanohitra amin’ny fomba ofisialy ity fitondrana ity, tsy hisy ny toe-javatra toa izao.

Ny hendry no misaina sy mandinika fa ny kaondrana kaondrana foana ary kaondrana mandra-pahafatiny.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS