Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 08h40
 

Répondre à un commentaire

31 janvier 2021 à 13:00 | Isandra (#7070)

Efa maro an’isa ireo vonona hanonga ity fitondrana ity, ka hoanareo izay mikofoka mitady sy variana sy miezaka amin ireo raharaham-pivelomana, tsy ilaina ny hamelanareo izany fa tohizo hatrany rizareo efa tafika. Tsy ilaina anareo dia vita ny tolona, ny vahoaka efa ao an-damosin-drizareo.

Na ianareo HVM izany tsy ilaina akory, na eo ianareo na tsy eo, efa vita io.

Raha ny habetsahan-drizareo amin izao, dia efa tsy ao Iavoloha intsony Rajoelina, efa miandry fiainana i Dada. Raha ny tena marina tsy ilaina akory ny hitanterana ireo olona amin ireo bus nofaina ireo, ny ZD avy any ivelan’Antananarivo, fa saingy fitiavana hihaona fotsiny.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS