Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 12h32
 

Répondre à un commentaire

31 janvier 2021 à 12:43 | arsonist (#10169)

Raha izay tokoa ary, dia aoka hihevitra izay fomba hiarovany tena marina tokoa ny « Mpiara-manonja » !

Fa tsy hanaiky ho ringanin’ny foza fotsiny izao !

Efa mati-kambo namono vorona imbetsaka teto amin’ito serasera ito anie ilay « besileo foza femelle couillue isandra » fa manana fiara mifono vy mitondra basy maro vava hono ny foza, handringanany izay manohitra azy e !

Hoy ny Ntaolo hoe :
« Ny vava no tsy atao be, ny hamerenana azy no sarotra ! »

Aleo ho avy izay ho avy ary !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS