Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Répondre à un commentaire

29 janvier 2021 à 16:24 | Turping (#1235)

Vohitra
Ankoatran’ny resaka kolikoly ,betsaka koa ny tsy fanarahan-dalana mikasika ny fanamboarana trano izay tsy manaraka ny fepetra miaro ny zon’ny olombelona ,manomboka amin’ny madinika mpanao trano (tsisy assurance ) ; moa na ny resaka architecture aza dia ataotao foana tsy mifanaraka amin’ny tontolo iainana tsony fa samy manao izay danin’ny kibony ,satria resaka vola sy tolotra omena ny ben’ny tanana sy ny manam-pahefana no manjaka amin’ny resaka kolikoly ,dia mahazo permis de construction maimaim-poana .
Zavatra hitako misongadina ,sendra nandalo teo Behoririka mihazo handeha an’iny Andravoahangy ny tena tamin’ny taona lasa ,tena gaga sy talanjona mahita ilay fanamboarana trano eo amoron -dalana akaikin’ny Cinema Soa taloha sy ny station essence io ,nefa ny olona mifanitra kitro ,ny fifamoivoizana mifamaofao be ,......Izany hoe rehefa mety misy espace kely azo idirana dia manorona trano fivarotana ry zareo karana be vola ,mividy ny rehetra na ny ain’ireo mpiasa majinika maty aza(tsy vidina lafo)..

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS