Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 12h51
 

Répondre à un commentaire

29 janvier 2021 à 15:24 | Vohitra (#7654)

Kolikoly miharihary sy hita maso, nefa tsy misy tomponandraikitra voasambotra...

Nianjera ilay tranobe anankiray tetsy Anosizato.

1 no maty, 1 mbola karohina, 7 naratra.

Tsy misy taratasy fahazoana alalana manangana ilay trano...

Nony nirodana ilay trano, izay ny mpiasa ao amin ny kaominina vao nilaza fa tsy ara-dalana akory ilay trano nahafaty olona...

Dia mbola nilaza koa ny tao amin ny kaominina fa mbola misy tranobe anankiray koa eo ampanamboarana, izay ataon ilay tompon ilay tranobe nirodana...

Dia samy nahato daholo aloha ny fanamboarana ireo trano anankiroa...

Efa roa andro izao no nampanantsoina teny anivon ny kaominina ilay tompontrano, mbola tsy hita izy hatramin izao...

Karana no tompontrano...

Izany hoe raha tsy nirodana sy nahafatesana olona ilay trano, tsy nisy nilaza sy tsy nisy nahafantatra mihintsy hoe tsy ara-dalana anie ilay fanamboarana trano...

Dia mazava fa misy kolikoly ilay raharaha...dia mody tsy misy mahita hoe iza ilay mpanao kolikoly...

Satria ve mafy ady ireto maty sy maratra ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS