Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 09h11
 

Répondre à un commentaire

29 janvier 2021 à 13:00 | Hery Rak (#10294)

Gaga ihiany ny teny fa amiko tsy dia misaina loatra aloha tsy misy mahamaika ny hangataka izany vakisiny izany. Bon, normal be ianareo Malgache mipetraka any andafy ireo raha hihirahira izany vakisiny izany satria mety tsy hahazo hipetraka any intsony raha tsy manao.
Hiverina amin’izay aho, aiza teto antany no nisy vakisiny vokarina ao anatin’ny heritaona ? Manaova ianareo izay hanao aloha fa isaorakao aza ny fanjakana mbola tsy mividy an’izany mba tsy hisian’ny faty olona betsaka eto. Inona ny olana na hovidina lafobe aza io aoriana ao fa azo antoka fotsiny hoe mahasitra sy miaro tsara.
Izao indrindra no hanosehan’ny firenena vaventy ny firenena afrikanina mba haka ireo vakisiny ireo mba hanaovany andrana. Saingy vitsy ny afrikanina naka izany ka ny vahoakany ihiany izao no anaovan’izy ireo andrana. MAZOTOA IANAREO ALOHA MANAO VAKISINY fa rehefa tsy mety ve moa ianareo tsy hanao ihiany izahay. IZA NO VENDRANA ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS