Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 février 2021
Antananarivo | 00h34
 

Répondre à un commentaire

13 janvier à 20:26 | Shalom (#2831)

Raha ny mambran’ity fitondrana ity no mahazo "carrières minières" maromaro ao anatin’ny 2 taona dia tsy azo ekena izany.
Tsy izany moa no antsoina amin’ny hoe "FAMPIFANAGAROANA" ny raharaham-pirenena sy ny raharahy manokana ?
Fa tsy izany ve no nitsikerana an-dRavalomanana fony izy nitondra ?
Orin’asa anie ny "carrière" fa tsy tokontanin-trano fipetrahana akory, koa ahoana no fomba hitantananao orin’asa manokana no sady mpitana andraikitra eo amin’ny fanjakana ianao ?.

Saingy sendra ny fitondrana fopla moa isika no sady mpitondra tsy ampy solaitra tsy mahay afa-tsy ny sehoseho fa raha izay firenena sy ny vahoaka tsy misy mampivaky loha azy velively.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS