Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 1er juillet 2025
Antananarivo | 01h01
 

Répondre à un commentaire

13 janvier 2021 à 18:37 | ratiarivelo (#131)

Miarahaba ny REHETRA na iza IZY na IZA***tratry ny taona 2021 : Fa dia samia hijinja ny NAFAFINY ny tsirairay AVY*** Misaotra manokana any ny NAMA « MATORIANDRO » misaotra betsaka NAMA A ?? Tantely amam-bahona ny fiainan-tsika eto @ny ity TANY fandalovana****nangina satria : niaran’izany ny fianankaviana***dia aleo aloha MANGINA LEROA !! Misaotranao !! Mahereza fa efa manomboka ho HENJANA ny raharaham-PIRENENA*** efa mivaoka ny rano maloto i ISANDRA sy ny FORONGONY !!Zany rehefa PRESIDA VARY MOAKA no eo @ny fitondrana : MAFFIA sy TONTAKELY**** samy tsara