Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 10 juillet 2025
Antananarivo | 03h16
 

Répondre à un commentaire

12 janvier 2021 à 16:19 | Besorongola (#10635)

📣FAHATAPAHAN-JIRO📣

📅Talata 12 Janoary 2021

📌ANDRAHARO- AMBOHIMANARINA - AMBOHIJANAHARY - AMBODIMITA - TALATAMATY - IVATO - FARALAZA - SOAVIMASOANDRO SY NY MANODIDINA

✅Antony : Tsy fahatomombanan’ny tambazotra mitondra herinaratra miainga ao ANDRAHARO

âš’Efa an-dalam-panarenana ny ekipa teknikan’ny JIRAMA ka rehefa vita izany dia hiverina amin’ny laoniny ny famatsiana herinaratra amin’ireo toerana ireo

🙠Ny JIRAMA dia miala tsiny amin’ny fanelingelenana aterak’izany ary mankasitraka ny mpanjifany amin’ny faharetana mankasitraka ny mpanjifany amin’nyfaharetana


📣COUPURES D’ÉLECTRICITÉ📣

📅Mardi 12 Janvier 2021

📌ANDRAHARO- AMBOHIMANARINA - AMBOHIJANAHARY - AMBODIMITA - TALATAMATY - IVATO - FARALAZA - SOAVIMASOANDRO ET SES ENVIRONS

✅Cause : Anomalies sur réseau en partance d’ANDRAHARO

âš’L’équipe technique de la JIRAMA est en train de réparer le dommage à l’issue duquel l’alimentation en électricité dans ces localités reviendra à la normale

🙠La JIRAMA présente ses excuses pour les désagréments et remercie ses clients pour leur patience.