Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 16h05
 

Répondre à un commentaire

21 novembre 2020 à 10:30 | Shalom (#2831)

Raha mikasika ny lahatsoratra dia mahavita manao fanamby aho fa tsy tafiditra ao amin’ireo orin’asa ireo ny orin’asa karana indrindra f’ireo nihaona tamin’i Macron tetsy La Réunion (« opérateurs économiques représentant Madagascar » hoy i Macron) talohan’ny nitsidihany ny nosy « Eparses » ary i DJ kilasy T9 lasa tany Rosia - ni-« snobe » ny fanasan’i Macron :
Yilas Akbaraly, Hassanein Hiridjee, Abdoul Rasoul (mety ho diso ny tsipelina), Ismail (Pêcherie), Rajabaly.
Malagasy daholo hono ireo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS