Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 12h32
 

Répondre à un commentaire

20 novembre 2020 à 19:49 | lanja (#4980)

Tsy ny jono madinika ihany tompoko no potika hatramin ny nahazoan ny FOZA MIANAKAVY ny fitondrana nanomboka 2009....mody manao ranomasomaboay i DJ rehefa hitan izy mianakavy fa ringana tokoa ny andramena...dia iza no tsy mahita ny gaboraraka momba ny volamena hatrany @ sud est....ety antampon tanety ety Soamahamanina.aza mbola saika sahy hanovokovoka ny foza manga ..maika ve fa any andranomasina tsy misy mahita any , tsss .....mihevitra ny tsy ho tsarain ny tantara IRETO FOZA IRETO.....ny palais maniry manodidina an Antananarivo nanomboka 2009 ireo , firy no NATSANGANA t@ fomba sy vola madio ? ny raharaha claudine dia porofo iray fotsiny ....ny elanelana sy hantsana izay mampisaraka ny 90 % fadiranovana sy ireo mpanefoefo eto dia mitombo ary mampivarahontsana, tsy maintsy ho avy ny fotoana tsy ho vitan ny basin i Richard bomba ny miaro an ’io hantsana io, samia velon ’aina hoy ilay iray izay

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS