Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 05h42
 

Répondre à un commentaire

20 novembre 2020 à 12:30 | Maxim (#5960)

18 novembre à 12:38 | Isandra (#7070) répond à Liberty ^
Marika,
Izay ilay toe-tsaina tsy mamokatra.
Misokatra amin’ny mpanambola rehetra io famporisihina io, ny vahiny aloha hatreto no mamaly, fa ireo Gasy mbola aleony eny Andrenivohitra eny.
Ny fanjakana tsy afaka hiandry izay tsy sahy. Aina ity hoy Rainimanonja.
Fa ny mpanohitra sy mpamasoka moa mahita fomba hanakanana ny fampandrosoana foana.


Misy valitenin’ny mpanohana fitondrana io naveriko ambony io, izany hoe raha adika dia tsy misy iararahin’IEM zany mpanjono madinika izany. Refa tonga ny sinoa manatitra malette dia mahazo alalana itrandrandraka izy. Tsy ny sinoa ihany, fa efa eto koa ny arabo, ny karana moa efa tompony satria efa manana mpanolotsaina aza izy ireo eny Iavoloha eny.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS