Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 16h57
 

Répondre à un commentaire

20 novembre 2020 à 10:04 | rakoto-neutre (#8588)

Tsy mora ny manova ny fomba efa nahazatra ary tsy mora ho an"ny mpitondra koa ny manavao ka dia atreho aloha ny andraikitra fa raha izy ireo no andrasana dia be ny sekoly hikatona.
Nohon"ny tsy fifampitokisana dia betsaka ny pitsopitsony (protocole) vao mivoaka ny vola. Ny vacataire sy suppléant ary ny ECD aza 15 volana tsy nandray karama, raha mba ry zareo mpitondra ireo re no tsy omena karama 3 volana fotsiny dia ahoana no ataony, mba tsinjovy ihany izahay madinika fa aza dia TIA TENA LOATRA

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS