Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 19h42
 

Répondre à un commentaire

17 octobre 2020 à 12:30 | I MATORIANDRO (#6033)

.........Ny ADALA manesika ihany.

- Raha n’y tokony ho izy Dia ireto forongon’ny mpandrava ireto no tsy nandrotsaka Kandida voalohany noho Ilay olona tsy ampy atidoha lelafin’dry zareo izay nilaza fa tsy ilainy fisian’ny andrim-panjakana loholona.
- Etsy ankilany Dia sanganehana ihany ry forongon’ny mpandrava ireto satria Dia izy MIANAKAVY iray andava-pozaorana ihany no mody mifaninana ao an-davaka ao MBA iilazana fa misy ny mari ny mpifaninana.
- Ilay fozaorana mpanolotsaina ireto mpandrava moa de mody miteny oe ze manao de manao, ze tsy manao de tsy manao nefa n’y fitombenany efa miforitra s’y manditsaka anaty kilaoty.

Efa nampoizina aloh n’y valitenin’ilay vendrana nametraka ireo mpandrava t@ hala-bato.

Averina ihany fa tsy maintsy @ fomba mangeroka no itsaboana n’y Tazo fa tsy ranon-tsiramamy.

Ireo mpandrava tsy mpanaja olona Oreo Dia tsy mendrika n’y ho hajaina sy omen-kasina.

In-2 nanongam-panjakana ireo in-3 nahomby t@ hala-bato.

Samia velonaina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS