Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 22h19
 

Répondre à un commentaire

18 octobre 2020 à 14:22 | Shalom (#2831)

Famerenana fanindroany.

Toa miresaka ny MPANOHITRA foana isika eny fa na ireo fozaorana aza ary izy ireo indrindra no tena mampiasa tsy ankihato io teny hoe MPANOHITRA io.

Fanontaniana : f’angaha misy indray ny mpanohitra ? Aoviana ilay didy manondro ny fisian’izy ireo no nivoaka ?

Raha ny fantatro dia tsy mbola nivoaka ary tsy hivoaka mihitsy io didy io, indrindra moa fa tany tan-dalàna sy mampihatra ny demokrasia no entin’i DJ T9.

Efa azy ny fahefana rehetra, ho azy tsy ho ela ny senatera kanefa dia mbola tahotr’alika mifori-drambo foana no atao ka tsy ho foanany mihitsy hatramin’ny fampiharana ny fahalemena ara-pahasalamana.
Ny katahotra no miafina ambadiky ny fomba ratsy ary ny sagnagna no matahotra mijery ny zava-misy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS