Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 19h06
 

Répondre à un commentaire

18 octobre 2020 à 13:45 | Isandra (#7070)

Tena miaiky aho fa mitombo hatrany ny fitiavan’ny olona an’ ity filoha ity, tsy mandaitra ny fanarabiana ataon’ireo mpamasoka sy mpanohitra.

Izay nandalovany, na avy any avaratr’io, na tany an-tsimo, na Antsinanana, ny farany teo moa tany andrefana, dia vory lanona ny vahoaka hitsena sy hijery ny filohany. Ankoatran’ny hoe tsapan-drizareo fa olona mora atonina sy mitovy aminy no akaiky azy, dia hitan-drizareo koa ireo zavatra hataony sy ezaka hamahana ny olan’ny firenena, anisan’izany ity aretina mandoza ity.

Tena vaomaika mafy orina ny fitondrana amin’ ny fahitana azy, indrindra moa aorian’izao fifidianana sénateur izao.

Mba nanandrana namory olona tany Mahajanga ry Razarapierre sy Hanitra, fa eh eh tsy nisy liana ny amin’ izany. Voatery nody maina amin’ ny vava maina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS