Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 02h33
 

Répondre à un commentaire

17 octobre 2020 à 23:08 | Shalom (#2831)

17 octobre à 22:40 | Rainingory (#11012) répond à diego
...
la seule tête qui aurait pu y arriver c t Ratsimandrava,
...


Mbola misy ary velon’aina soa aman-tsara ireo mpomba sy niara-namolavola ireny politika nentin’i kolonely Ratsimandrava ireny.
Hatramin’izao dia tsy niova ireny olona ireny, efa nanipy manipy ary mbola hanipy teny ho an’ny malagasy ary indrindra ho fitaizana ireo tanorantsika hiatrika ny tena ilaina sy fomba hampandroso an’i Madagasikara izy ireo.
Ady mafy no hatrehin’izy ireo efa ela izao satria eo ny toa ny olon’itony fitondrana itony izay mihezaka ny mangorona sy mamotika an’i Madagasikara sy ny malagasy ary etsy ankilany ireo mpiara-dia tamin-dRatsimandrava ireo, izay marihina fa tsy mba nanana na mana—karena tamin’ny fanodikodinana sy fanambakana ny malagasy fa dia niaina sy miaina amim-pahatsorana amin’ny maha-olombelona azy ireo.
Tsy mba niray tsikombakomba tamin’ireo mpanao politika politisiana mpangorona sy mpangalatra izy ireo fa miandry ny androny ho an’i Gasikara.

Satria tsy very fanantenana ireo olona ireo. Ary ireo no hitarika ny malagasy hitsoka ny anjomara.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS