Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 17h22
 

Répondre à un commentaire

16 octobre 2020 à 09:36 | rakoto-neutre (#8588)

Mbola tsara jiaby

-lafiny iray : Manala fahasahiranana ny fampidiran’ny RReny @ fampidirana ny zanany hianatra, misaotra ny fanjakana
-lafiny faharoa : Ho sarotra @ mpitantana sekoly ny famatsiana fitaovana ho an’ny sekoly, io vola =droit= io mantsy no hany azo ampiasana nefa ny fanjakana no hanome azy indray, dia rahoviana ? Soavaly miato-bilona indray ny sekoly satria dia efa h@zay dia tara ny fahatongavan’ny vola famatsiana. Mila pitsopitsona mantsy ny famoaham-bola, mety amim-bolana maro vao azo. Dia voatery hitrosa na ny sekoly na ny mpampianatra sy ny mpandraharaha sasany. Ny mpiasa raikitra efa = fonctionnaire= aza mitrosa satria KELY KARAMA, tsy maharitra iray volana ny karama. TDL (Tonga Dia Lany) @ filazan’ny sasany aza.
Fehiny : alefaso mialoha ny Budget

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS