Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 10h15
 

Répondre à un commentaire

14 octobre 2020 à 09:44 | rakoto-neutre (#8588)

Mbola tsara jiaby
Fanomezam-boninahitra an’i Zafy A nohon’ny zava-bitany momba ny demokrasia SY NY NANEKENY HIALA TEO @ FITONDRANA nohon’ny FIHAVANANA, ary ny fampihavanana zay zary fihatsarambelatsihy ankehitriny. Zay tonga eo @ fitondrana eo dia ny valifaty no arangaranga. Endrika ivelany fotsiny ’lay CFM fa ny TSY MATY VOALAVO AN-KIBO no ao ambadika. Hany ka ny vahoaka no iharan’ny adiseza sy ny adillahy politika. RAHOVIANA RE IANAO RY GASIKARA VAO MBA HO TAFITA.
Dia afaka 60 taona koa raha zao no mitohy

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS