Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 20h59
 

Répondre à un commentaire

16 septembre 2020 à 14:07 | I MATORIANDRO (#6033)

Isaky ny mba mandray fanapahan-kevitra na manao asa ireto mpangala-bato ireto dia tsy maintsy sakoroka sy fotaka foana no misy.

Mialà nareo ry tsy mahay ninin reto a.

tsy misy rha manjary ny ataonareo ;

Ho vonoinareo ve zany zao i RAKOTOVAO t@ famoahany iny tsiambaratelo efa fanta-bahoaka mialoha iny sa ahoana ???!!!

Mangina i Christian satria manaiky ho baikon’reo cocovid.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS