Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 avril 2024
Antananarivo | 13h23
 

Répondre à un commentaire

1er juillet 2020 à 09:52 | Shalom (#2831)

« Nous disposons de médicaments contre le Covid-19 ».

Aody ô ! Lasa "médicament indray izany ilay izy ?
Fanodikodinana saim-bahoaka fotsiny ry nama no betsaka. Aiza no tena fahasalamam-bahoaka amin’izany ?
Maska nolazaina koa fa ho zaraina, nato teo amboalohany dia iny nanjavona iny ; na ny mpitsabo aza mikolay fa tsy manana ho ampiasaina.Kanefa nankaiza ireo vola an-tapitrisa dolara azo tamin’ny fanampiana ?
Dia io fa misy orin’asa atsangana tampoka teo kanefa ny aretina mahazo ny vahoaka tsy ilana jerena akory.
Amin’izay tsy fantatra hoe avy taiza ny vola nanaovana io na ny mombamomba azy amin’ny maha-orin’asa azy, toa tsy fantatra ny an-tsipirian-izany, iza no tompon’antoka ao, iza no tompon’ny renivola sns ...
Fitondram-pirenena ve ity sa fitondrana orin’asa e !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS