Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 19h42
 

Répondre à un commentaire

30 juin 2020 à 15:17 | mpandalo (#10630)

Toro-hevitra tsotsotra atsipy eto fa nahasoa anay tsy manam-bola .
Eo amin’ny anelanelan’ny maso roa sy ao anaty orona hono no toerana tena tian’io virus io
amin’ny fanombohany fa mangatsiatsiaka ao (madritra ny 4 na 5 eo na mety latsak’izay na mihaotra kely) nefa izy io dia mora vonoina .
Noho izany dia manao hevoka matetika amin’ny ravitsara na kininipotsy , voasary makirana .....sns
dia mahafaty azy fa tsy andrasana hiombo be vao taitra ianao .
Dia izay no nampisainay na dia salama aza satria tsy fantatrao na efa mitondra ianao natsia .

Afaka tsy raisinao raha tsy mety aminao

bye !!!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS