Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 07h57
 

Répondre à un commentaire

30 juin 2020 à 11:36 | Midabetsy (#8062)

TOKONY HAMETRAKA PLAN POUR TROIS MOIS TY FITONDRANA TY FA TSY 15 JOURS
Fa inona no atahorana no tsy atao confinement générale 1 mois izy ity ?
élaboré un plan d’urgence comme :
- afaka mindrana vola any @ banky ny secteur rehetra mba handoavana ny karaman’ny mpiasa ao aminy ka ny fanjakana no miantoka ny zana-bola.
Mihiboka daholo ny olona rehetra ka, olona 1 ihany no manao ny appro maraina ihany.
anjaran’ny fanjakana ny mizara ara-drariny ny anjaran’ireo miasa isan’andro -
aiza ny vola avy any ivelany ? tsy an’ny FITIA iny fa an’ny vahoaka.
Iza moa no hisitraka an’izany économie izany raha maty daholo ny ressource humaine ?
donc ny olo ro olo hoy ny antsimo. Olona aloha vao vola.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS