Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 21h46
 

Répondre à un commentaire

30 juin 2020 à 08:44 | Noue (#2427)

Tsy mijanona mitombo ny isan’marary , ny isan’maty fa toa jerena fotsiny ?

Ny cov organics @ zany tsy hita zay vokany ? Eny e , ny fanapotehina ny patrimoine Rova no atao mahamaika , ny tramway sy ny fanamboaraha fiara no hebohebohina dia hajanona ny fikarakarana ny corona virus sy ny isan’marary mitombo isan’andro. Grave ihany an ! Izay misokam-bava momba ny corona dia samborona , aiza ihany ary zany e ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS