Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 08h55
 

Répondre à un commentaire

28 juin 2020 à 20:50 | ASSISE (#10453)

===Amin’izao ny porofo ihany ary ny porofo hatrany no hanamelohana olona, fa tsy ampy ny vinavina.===

Iza moa ilay olona meloka tsy samborinareo hatramin’izao ?

Olona tsy milamina tokoa angamba ianao ity.

Misy resaka misy porofo MIVANDRAVANDRA ity :

1-/ Iza no namorona sy nampandany ny « Làlàm-Panorenana » miasa ankehitriny ?
Ilay tsara indrindra tamin’ny tantaran’ny Firenena.

2-/ Iza no miady mafy tsy hampiharana araka ny nandaniana azy ?
Na dia nanaovana fanambarana mihezinezina, nivantana tamin’ny haino aman-jery, fa hankato ny sata mifehy ny Repoblika ankehitriny.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS