Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 11h10
 

Répondre à un commentaire

27 juin 2020 à 13:18 | Vohitra (#7654)

Efa feno vola maloto any ampaosiny norantovina tamin ny fakana ankeriny ny harenan ny Malagasy sy ny sandan ny ran ny mahantra izy, dia miantso fitiavan-tanindrazana sy fifanomezan-tanana hanarina ny fanimbana sy ny fanapotehana vitany...

Efa maloto teo ampihinanana ny tanany dia mihevitra ny hitsotsotra haka aina handevona ny hanina nohaniny izy, dia miantso ny vahoaka mpanompony hanasa ny tanany sy hikopakopaka azy...

Efa hieritreritra ny tany hamidiny manaraka indray izy io izao...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS