Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 13h55
 

Répondre à un commentaire

25 juin 2020 à 19:34 | Vohitra (#7654)

Dia mahatsikaiky sy mahazendana tokoa ny zavamitranga ankehitriny...

Manao arendrina toy ny mahazatra isantaona ny olona, mitondra ankizy mandehandeha amin’ny hariva, tsy voahaja ny elanelana ary maro no tsy misy arovava, fa dia samy mandeha miara-mizotra eran’ny lalana eny...

Dia anontaniana ny sasany hoe tsy matahotra ve ianareo amin’izao, dia mamaly ny sasany hoe « ny tafika aza manao fety rahampitso koa nahoana ny ankizy no tsy mba hanao fety ? »

Efa tena ao anatin’ny fifanilihana andraikitra sy tsy fifampatokisana intsony ny raharaha ankehitriny, ny marary sy ny maty mitombo ihany...

Iza no tompomarika ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS