Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 14h53
 

Répondre à un commentaire

25 juin 2020 à 12:40 | rasoulou (#4222)

MADAGASIKARA TANINDRAZANAY----Hira Faneva MDRM---1947

A/C : Jacques Emma RAHAMEFY / RAHAMEFISON
(1960-2020 : Hoan’ny faha- 60 taonan’ ny fahaleovantena Malagasy)
==============
1. Madagasikara, Tanindrazanay
Tany sarobidy masina sy soa
Lova soa nomen’ny Razanay taloha
Maty ho anao ny tena lazanay ;

Isan’andininy :
Mitsangana ry tanora
Mitsangana aza manana ahihahy
’Zao no andro sady ora
Mijoroa sahia tokoa ho lehilahy.

2. Isika rehetra izao, akanga miara-dia
Tsy azo kotabaina na ravana koa
Ka hitomboan-dahy hiasa re satria
Io no loharano fototry ny soa.

3. Malagasy Ô Handeha hifankatia
Ho mpiralahy tena iray tampo
Ny mifankahala ataovy sanatria
Tena iray tokoa, ny saina sy ny fo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS