Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 22h03
 

Répondre à un commentaire

25 juin 2020 à 12:25 | rasoulou (#4222)

1:22 / 3:00
RY TANINDRAZANAY MALALA (HYMNE NATIONAL MADAGASCAR)---1958
Feonkira : Norbert RAHARISOA
Tononkira : Pasteur RAHAJASON
(1960-2020 : Hoan’ny faha- 60 taonan’ ny fahaleovantena an’ i Madagasikara sy ny « Tafika Malagasy » )
=======================

Ry Tanindrazanay malala o !
Ry Madagasikara soa
Ny Fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao doria tokoa

Tahionao ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He ! Sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala o !
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay,
’Zay sarobidy sy mendrika tokoa

Tahionao ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He ! Sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala o !
Irinay mba hitahiana anao,
Ka ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra ijoroan’ny satanao.

Tahionao ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He ! Sambatra tokoa izahay.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS