Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 06h45
 

Répondre à un commentaire

26 juin 2020 à 07:37 | Vohitra (#7654)

62 taona tao anaty rafitra Repobilikanina, ary 60 taona amin ny maha Firenena afaka sy mahaleo tena...dingana goavana tokoa eo amin ny sehatra politika...

Indrisy tokoa fa 60 taona ato afara :

- fanampiana avy any ivelany no mameno ny banga eo amin ny tetibolam-pirenena, ary findramambola atao amin ny any ivelany foana no betsaka amin ny fandaniambola amin ny fotodrafitrasa vaventy eto antoerana

- tsy mahavita mamokatra akory ny sakafo ilainy ny Firenena fa tsy maintsy na mangataka fanampiana na manafatra avy any ivelany foana, nefa dia 70 % ny Malagasy dia tantsaha

- eo ampelantanan ny vahiny tanteraka ny angovo, ny solika, ny banky

- lasa mpanao politika sy mpiaro ny mpanao politika, ary mpijirika tombontsoa, ny tafika sy ny mpitandro filaminana

Raha izao no fivoarana, dia inona no mety mbola hitranga amin ny faha 65 - 70 - 100 taona anaty fahaleovantena ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS