Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 20h57
 

Répondre à un commentaire

25 juin 2020 à 12:30 | Vohitra (#7654)

Tsara homarihina fa alohan’ny fihibohana vokatry ny Covid-19 dia efa nisedra olana goavana vokatry ny trosa miavosa ny Firenena tandrefana rehetra, isan’izany i Alemanina teo amin’ny sehatry ny fanamboarana fiarakodia, nihendanja sy nihanalefaka ny tsena ho an’ny fiara alemanina, namidy trosa tany Italia ny fiara vokarin’ny orinasa alemanina ary betsaka ny banky tany italia izay tafiditra amin’izany varotra izany no bokantrosa satria nampindrambola ny mpanjifa nefa ny mpanjifa nampindramina vola sahirana ary lasa tsy an’asa no tsy afaka namerimbola intsony…

Banky maro any Italia ankehitriny no tena sahirana, ary ny banky iray efa niorina tamin’ny taonjato faha 18 aza nikatona fa bankirompotra tanteraka mihintsy…

Raha eto amintsika ny indositria fitrandrahana ny akora hanamboarana ireo fiarakodia sy moto ireo, dia mety hisy akony sy antenaina izany indisitria izany, fa raha ny ankoatr’izay, dia angoantenda indray koa…

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS