Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 09h41
 

Répondre à un commentaire

25 juin 2020 à 10:29 | Isandra (#7070)

Ho anareo andafy, efa fantatray fa tsy mety aminareo ny tontolo ianana eto, Izany no nahatonga anareo nitsoaka nitady tany malemy any alavitra any, fa izao fomba fijerinareo sy safidinareo izany. Ny sasany kosa hafa ny fahitany ny zava-misy eto amin’ ny firenena, samy manana ny fomba fijeriny io, ka aoka tsy hifanabaty, ary tsy adala akory ireo raha vonona hampiasa vola eto.

Ianareo no manao valalan’amboa ny tanindrazanareo, ny hafa vonona hamorona zavatra eto indray no kianinareo.

Ny zava-dehibe aloha eto, dia ny fampiasam-bola, na ahoana ahoana tsy maintsy nisy famantsiam-bola vahiny tao, avy eo ny famoronan’asa amin’arivony, sns. Hisy mpitady asa hahita ny anjara masoandrony indray izao, ahafany mamelona ny ankohonany.

Aza handino fa ny mpampiasa vola, manadihady sy mandinika vao manao zavatra( étude de faisabilité),hitany faisable izany ilay projet dia io notanterahana io. Tsy vitan’ny andafy izany, fa vitan-drizareo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS