Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 03h50
 

Répondre à un commentaire

24 juin 2020 à 11:31 | Eloim (#8244)

Ny azo ambara kosa momba ny « Comité scientifique » dia maro @ izy ireo no voafitaka. Ny fanarenana ny Rova may no antom-pisiany tany am-boalohany fa tsy nisy mihitsy tsirin-kevitra momba ny fananganana foto-drafitr’asa VAOVAO toy io « Colisée » voalaza io. Dia niainga ny fanorenana ary teo vao nahatsapa ny maro fa mivoana ny antom-pisian’ilay « Comité ». Dia niantomboka teo ny valsa sy ny afindrafindrao, hiala sa tsy hiala. Tonga ny fampiantsoana, tao ny niverin-dalana, tao ny nitsoaka an-daharana satria mivaona tanteraka t@ « esprit » nampijoroana azy ny komity. Moa va tsy toy ila nahazo ny « Académie Nationale de Médecine » ny nahazo ireo mambran’ny « Komity » ity ? Eisy e ! « Raison d »Etat" re ny fiantsoana izany e !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS